<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Ndriana RAMAMONJY</author>
<title>NOHO ITY MARAINA ASAFA9</title>
<lyrics>[V1]
 Noho ity maraina vao
 Noho ny masoandro 'zay naposakao
 Misaotra Anao 'zahay (2)
 Noho ny sakafo izay nomenao
 Misaotra Anao, ry Ray

[V2]
 Amin'izao atoandro izao
 Noho ny masoandro izay nohazoninao
 Misaotra Anao 'zahay (2)
 Noho ny sakafo izay nomenao
 Misaotra Anao ry Ray

[V3]
 Amin'izao hariva izao
 Noho ny masoandro 'zay nalentikao
 Misaotra Anao 'zahay (2)
 Noho ny sakafo izay nomenao
 Misaotra Anao, ry Ray</lyrics>
<hymn_number>9</hymn_number>
</song>